diff --git a/09/35.txt b/09/35.txt index c8e16fa8..6fa9120f 100644 --- a/09/35.txt +++ b/09/35.txt @@ -1 +1 @@ -\v 35 Nande nitety reo renivotra sy reo voitra rehetra Jesosy. Nanoy nampianatra teigny amin'reo synagogan'jareo Izy, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana, ary nagnasitrana reo karazan'aretigna daoly sy reo karazana fararigna rehetra. \v 36 Rafa naita reo vaoka Izy, de nagnana fangoram-po tamin'reo, satria nisalasala sy kivy zareo. Otrany ny ondry tsy misy mpiandry zareo. \ No newline at end of file +\v 35 Nande nitety reo renivotra sy reo voitra rehetra Jesosy. Nanoy nampianatra teigny amin'reo synagogan'jareo Izy, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana, ary nagnasitrana reo karazan'aretigna daƓly sy reo karazana fararigna rehetra. \v 36 Rafa naita reo vaoka Izy, de nagnana fangoram-po tamin'reo, satria nisalasala sy kivy zareo. Otrany ny ondry tsy misy mpiandry zareo. \ No newline at end of file