auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-05 20:40:11 +08:00 committed by root
parent ffed730eaa
commit dbb9cd8d9f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Enin'andro tao arigna Jesosy de naka an'i Petera, Jakoba, sy Joana ralany niaraka taminy, ary nidesiny zareo niakatra ny tanety ambogny tamin'ny tegnan'jareo Niova endrika teo anatren'jareo Izy Namiratra otrany masoandro ny tavany, ary reo fitafiany lasa namiratra otrany ny hazavagna
\v 1Enin'andro tao arigna Jesosy de naka an'i Petera, Jakoba, sy Joana ralàny niaraka taminy, ary nidesiny zareo niakatra ny tanety ambogny tamin'ny tegnan'jareo. \v 2Niôva endrika teo anatren'jareo Izy. Namiratra otrany masoandro ny tavany, ary reo fitafiany lasa namiratra otrany ny hazavagna