auto save
This commit is contained in:
parent
96595c47ae
commit
d21a53b442
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Tafaran'ny nahateran'i Jesosy takao Betleheman'i Jodia tamin'ny andron'i Heroda mpanjaka, de tonga takao Jerosalema reo leila magnam-palalana avy aigny atsinana nitare hoe: "Aiza Izy ze teraka ho Mpanjakan'n
|
||||
Tafaran'ny nahateran'i Jesosy takao Betleheman'i Jodia tamin'ny andron'i Heroda mpanjaka, de tonga takao Jerosalema reo leila magnam-palalana avy aigny atsinana nitare hoe: "Aiza Izy ze teraka ho Mpanjakan'ny Jiosy? Naita ny Kintany avy eigny atsinanana zahay ary tonga mba hidera an'azy." Rafa naregny zany i Heroda mpanjaka, de nihorohoro izy, sy i Jerosalema magnontolo niaraka taminy.
|
Loading…
Reference in New Issue