diff --git a/02/04.txt b/02/04.txt index d2decce7..ef6a3e25 100644 --- a/02/04.txt +++ b/02/04.txt @@ -1 +1 @@ -Nindesin'i Heroda niaraka ny lôn'ny mpisorogna daôly sy ny mpanora-dalànan'ny ôla, ary nagnotany an'azy reo izy hoe: "Aiza no hateran'i Kristy?" Nitare taminy izy reo hoe: "Akao Betleheman'i Jodia, fa zao no vôsoratry ny mpaminagny hoe: Fa en \ No newline at end of file +Nindesin'i Heroda niaraka ny lôn'ny mpisorogna daôly sy ny mpanora-dalànan'ny ôla, ary nagnotany an'azy reo izy hoe: "Aiza no hateran'i Kristy?" Nitare taminy izy reo hoe: "Akao Betleheman'i Jodia, fa zao no vôsoratry ny mpaminagny hoe: Fa enao, Betlehema, aigny amin'ny tanin'ny Joda, de tsy kely indrindra amin'reo mpitondran'i Joda, fa avy aminao no hatongavan'ny mpananpaka ze hi \ No newline at end of file