auto save
This commit is contained in:
parent
dbf503fc24
commit
cc6c61d43b
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Avy akeo Jesosy de nibaiko an'reo vahôka mbô hipetraka akeo amin'ny bozaka. Nalainy reo mofo dimy sy hazan-dragno rôy. Niandrandra takeigny an-dagnitra, de nisaotra Izy ary nanapaka reo mofo ka nameny reo mpianatra, a
|
Avy akeo Jesosy de nibaiko an'reo vahôka mbô hipetraka akeo amin'ny bozaka. Nalainy reo mofo dimy sy hazan-dragno rôy. Niandrandra takeigny an-dagnitra, de nisaotra Izy ary nanapaka reo mofo ka nameny reo mpianatra, ary reo mpianatra nagnome zany an'reo vahôka. Nihinana daôly zareo ka voky. Avy akeo de nangonin-jareo ny sisan'ny potin-kanina ka nafeno rombefolo harona.
|
Loading…
Reference in New Issue