auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 10:59:59 +08:00 committed by root
parent 5f959087be
commit c0ea9db60e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Namaly le kapiteny ary nagnano hoe: "Tompo,tsy mendrika anà ny tokony hidiranao akao ambany tafon-tragnoko,taravo fôgna ny teny de ho sitragna ny mpanompoko.\v 9 Fa zà iany kô de leilà ze napetraka akao ambany fahefana,ary managna miaramila ze feheziko za. Mitare amin'ny raika za hoe: 'Mandeana', de mande izy, ary amin'ny hafa raika hoe: 'Ave', de magnatogna izy,ary amin'ny mpanompoko hoe: "Atôvo zao, de ataony zany ."\v 10 Rafa regnin'i Jesosy zany, de gaga Izy ary nitare tamin-jareo ze nagnaraka Anazy hoe: "Volagniko marina aminareo,fa tsy mbôla nahita ôla nanampinôna ôtran'zany Za takeo Israely.
\v 8 Namaly le kapiteny ary nagnano hoe: "Tompo,tsy mendrika anà ny tokony hidiranao akao ambany tafon-tragnoko,taravo fôgna ny teny de ho sitragna ny mpanompoko.\v 9 Fa zà iany kô de leilà ze napetraka akao ambany fahefana,ary managna miaramila ze feheziko za. Mitare amin'ny raika za hoe: 'Mandeana', de mande izy, ary amin'ny hafa raika hoe: 'Ave', de magnatogna izy,ary amin'ny mpanompoko hoe: "Atôvo zao, de ataony zany ."\v 10 Rafa reignin'i Jesosy zany, de gaga Izy ary nitare tamin-jareo ze nagnaraka Anazy hoe: "Volagniko marina aminareo,fa tsy mbôla nahita ôla nanampinôna ôtran'zany Za takeo Israely.