From c05e86e97da0bdbadd6d7a5e34e113fa6f5b6155 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Tue, 17 Dec 2019 20:29:06 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 19/16.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/19/16.txt b/19/16.txt index 58066e5c..fa6f6db8 100644 --- a/19/16.txt +++ b/19/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 Indro, nisy leila nagnatogna an'i Jesosy ary nitare hoe: "Mpampianatra, Ino no ra tsara tsy maintsy ataoko mba hazaôko ny fiaignana mandrakizay?" \v 17 Jesosy nitare taminy hoe: "Nahôgn enao no magnotany mômba ze tsara aty amina? Raika iany no tsara, fa raha te-hiditra any amin'ny fiaignana enao, de tandremo reo didy." \ No newline at end of file +\v 16 Indro, nisy leila nagnatogna an'i Jesosy ary nitare hoe: "Mpampianatra, Ino no ra tsara tsy maintsy ataoko mba hazaôko ny fiaignana mandrakizay?" \v 17 Jesosy nitare taminy hoe: "Na enao no magnotany mômba ze tsara aty amina? Raika iany no tsara, fa raha te-hiditra any amin'ny fiaignana enao, de tandremo reo didy." \ No newline at end of file