diff --git a/08/08.txt b/08/08.txt index 318fbbd2..91266a36 100644 --- a/08/08.txt +++ b/08/08.txt @@ -1 +1 @@ -Namaly le kapiteny ary nagnano hoe: "Tompo,tsy mendrika ana ny tokony hitsofônao ao ambany tafon-tranoko. Fa za iany kô de leila ze napetraka takao ambany fahefana,ary magnana miaramila ze feheziko aho za. Mitare amin'ny anankiray za hoe: 'Mandehana', de mande izy, ary amin'ny hafa raika hoe: 'Avia', de magnatona izy,ary amin'ny mpanompoko hoe: "Atôvy zao, de magnano an'zany izy." Rafa regnin'i Jesôsy zany, de gaga Izy ary nitare tamin-jareo ze nagnaraka Anazy hoe: "Volagniko marina aminareo, \ No newline at end of file +Namaly le kapiteny ary nagnano hoe: "Tompo,tsy mendrika ana ny tokony hitsofônao ao ambany tafon-tranoko. Fa za iany kô de leila ze napetraka takao ambany fahefana,ary magnana miaramila ze feheziko aho za. Mitare amin'ny anankiray za hoe: 'Mandehana', de mande izy, ary amin'ny hafa raika hoe: 'Avia', de magnatona izy,ary amin'ny mpanompoko hoe: "Atôvy zao, de magnano an'zany izy." Rafa regnin'i Jesôsy zany, de gaga Izy ary nitare tamin-jareo ze nagnaraka Anazy hoe: "Volagniko marina aminareo,fa tsy mbôla \ No newline at end of file