auto save
This commit is contained in:
parent
df55618b8b
commit
b5777ae771
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Namaly le kapiteny ary nagnano hoe: "Tompo,tsy mendrika ana ny tokony hitsofônao ao ambany tafon-tranoko. Fa za iany kô de leila ze napetraka takao ambany fahefana,ary magnana miaramila ze feheziko aho za. Mitare amin'ny anankiray za hoe: 'Mandehana', de mande izy, ary amin'ny hafa raika hoe: 'Avia', de magnatona izy,ary amin'ny mpanompoko hoe: "Atôvy zao, de magnano an'zany izy." Rafa regnin'i Jesôsy zany, de gaga Izy ary nitare tamin-jareo ze nagnaraka Anazy hoe: "Volagniko marina aminareo,
|
||||
Namaly le kapiteny ary nagnano hoe: "Tompo,tsy mendrika ana ny tokony hitsofônao ao ambany tafon-tranoko. Fa za iany kô de leila ze napetraka takao ambany fahefana,ary magnana miaramila ze feheziko aho za. Mitare amin'ny anankiray za hoe: 'Mandehana', de mande izy, ary amin'ny hafa raika hoe: 'Avia', de magnatona izy,ary amin'ny mpanompoko hoe: "Atôvy zao, de magnano an'zany izy." Rafa regnin'i Jesôsy zany, de gaga Izy ary nitare tamin-jareo ze nagnaraka Anazy hoe: "Volagniko marina aminareo,fa tsy mbôla
|
Loading…
Reference in New Issue