auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-06 08:07:41 +08:00 committed by root
parent 14d0d5f095
commit b52a3a55ca
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 27 \v 28 \v 29 Avy akeo reo miaramilan'ny governora naka an'i Jesosy hakao an-dapa ary nagnangonaa reo vondrona miaramila daoly Nagnala ny fitafiagny zareo ary nampagnao akanjo jaky Azy Nanambotra satro-boninahitra tsilo izy reo ary nametraka izeigny an-dohony, ary nametraka tehina teo amin'ny tanany ankavanana Nandohalika takeo anatrehany zareo ary naneso Azy, nagnano hoe: "Arahaba, ry mpanjakan'ny Jiosy!"
\v 29 A\v 27 vy akeo reo miaramilan'ny governora naka an'i Jesosy hakao an-dapa ary nagnangonaa reo vondrona miaramila daoly\v 28 Nagnala ny fitafiagny zareo ary nampagnao akanjo jaky Azy Nanambotra satro-boninahitra tsilo izy reo ary nametraka izeigny an-dohony, ary nametraka tehina teo amin'ny tanany ankavanana Nandohalika takeo anatrehany zareo ary naneso Azy, nagnano hoe: "Arahaba, ry mpanjakan'ny Jiosy!"

View File

@ -1 +1 @@
Nororain"jareo Izy, ary nalain'jareo ny tehina de nikapoka Azy im-betsaka teo amin'ny lony Rafa avy nagneso Azy izy reo, de nagnala ny akanjony lavany ary nampitafy Azy ny fitafeigny, ary nitondra Azy nivoka mba hamantsika Azy amin'ny hazofijaleigna
\v 30 \v 31 Nororain"jareo Izy, ary nalain'jareo ny tehina de nikapoka Azy im-betsaka teo amin'ny lony Rafa avy nagneso Azy izy reo, de nagnala ny akanjony lavany ary nampitafy Azy ny fitafeigny, ary nitondra Azy nivoka mba hamantsika Azy amin'ny hazofijaleigna