diff --git a/27/23.txt b/27/23.txt index a93bde3d..90154c0e 100644 --- a/27/23.txt +++ b/27/23.txt @@ -1 +1 @@ -De hoy Izy hoe: "Naogna, ino no heloka nataony " Fa vao maika zareo nihiaka mafy hoe: "Fantsiho amin'ny hazofijaleigna Izy" Fa rafa hitan'i Pilato fa tsy afaka hagnano na ino na ino izy, kanefaa efa nanomboka ny tabataba, de naka rano izy, nagnasa ny tagnany takeo anolon'ny vaoka, ary nagnano hoe: "Tsy manan-tsiny ity \ No newline at end of file +De hoy Izy hoe: "Naogna, ino no heloka nataony " Fa vao maika zareo nihiaka mafy hoe: "Fantsiho amin'ny hazofijaleigna Izy" Fa rafa hitan'i Pilato fa tsy afaka hagnano na ino na ino izy, kanefaa efa nanomboka ny tabataba, de naka rano izy, nagnasa ny tagnany takeo anolon'ny vaoka, ary nagnano hoe: "Tsy magnan-tsiny amin'ny ran'ity leila tsy magnan-tsiny ity za \ No newline at end of file