auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-23 10:04:05 +08:00 committed by root
parent 74e9603617
commit b0b1af5ed6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nisy fagna ratsy niala takao amin'ny leila raika, de mandalo tagny karakaina izy ary mitady fitsaharana, nefa tsy maita izany. Zany de milaza hoe: "Hiverigna aigny amin'ny tranoko ze nihaviako za." Ary nony tonga, de naita fa vôfafa ny trano ary nilamina. Avy akeo de nandr zany ary nitondra
Rafa nisy fagna ratsy niala takao amin'ny leila raika, de mandalo tagny karakaina izy ary mitady fitsaharana, nefa tsy maita izany. Zany de milaza hoe: "Hiverigna aigny amin'ny tranoko ze nihaviako za." Ary nony tonga, de naita fa vôfafa ny trano ary nilamina. Avy akeo de nandr zany ary nitondra fagna ratsy fito niaraka taminy ze ratsy miotra an'azy, ka niditra nipetraka takao izy daôly. Avy akeo niha-ratsy noho ny vôlôny ny fiafaran'zany leila zany. Ary ho salan'zany kô ny amin'ity taranaka ratsy fagna ity