diff --git a/08/01.txt b/08/01.txt index 87201fde..cf3c180e 100644 --- a/08/01.txt +++ b/08/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Rafa nidina avy takaigny an-tanety Jesosy, de vahôka betsaka no nagnaraka An'azy.\v 2 Io, nisy boka raika nagnatogna An'azy ary niondrika takeo anolôny, nagnano hoe: "Tompo, ra azonao atao, dia afaka magnadio ana Enao". \v 3 Nanatsotra ny tàgnany Jesôsy ary nandramby anazy, nagnano oe: "Ekeko. Mahadiova." Takeo noeo de nadio tamin'ny fahabokany izy. \ No newline at end of file +\v 1 Rafa nidina avy takaigny an-tanety Jesosy, de vahôka betsaka no nagnaraka An'azy.\v 2 Io, nisy boka raika nagnatogna An'azy ary nitsaoka takeo anolôny, nagnano hoe: "Tompo, ra azonao atao, dia afaka magnadio anà Anao". \v 3 Nanatsotra ny tàgnany Jesôsy ary nandramby anazy, nagnano oe: "Ekeko. Mahadiova." Takeo noeo de nadio tamin'ny fahabokany izy. \ No newline at end of file