From aa6d0409ceedd3045e52222fa44cd841baadb28e Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Wed, 18 Dec 2019 05:50:06 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 21/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/21/01.txt b/21/01.txt index da2bd9a7..33d8a0a5 100644 --- a/21/01.txt +++ b/21/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 Raha nagnatogna an'i Jerosalema Jesosy sy ny mpianany ka nakao Betifaga, aigny an-tanetin'i Oliva, de nandefa mpianatra rôy Jesosy, \v 2 nilaza tamin-jareo hoe: "Mandeana akao am'ze tanana magnaraka akao, fa akeo anareo de haita boriky mifatotra ary ny zana-boriky raika miaraka aminazy. Vahao izy reo ary ho ento aty miaraka Amina. \v 3 Ra misy mitare an'nareo momba an'zany, de lazao hoe: 'Misy ilain'ny Tompo anazy reo, ary eo no eo zany ôla zany de handefa anazy reo miaraka aminareo." \ No newline at end of file +\v 1 Raha nagnatogna an'i Jerosalema Jesosy sy ny mpianany ka nakao Betifaga, aigny an-tanetin'i Oliva, de nandefa mpianatra rôy Jesosy, \v 2 nilaza tamin-jareo hoe: "Mandeana akao am'ze tanana magnaraka akao, akeo iany anareo de hatazana boriky mifatotra ary ny zana-boriky raika miaraka aminazy. Vahao izy reo ary ho ento aty miaraka Amina. \v 3 Ra misy mitare an'nareo momba an'zany, de lazao hoe: 'Misy ilain'ny Tompo anazy reo, ary eo no eo zany ôla zany de handefa anazy reo miaraka aminareo." \ No newline at end of file