auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-09 15:02:40 +08:00 committed by root
parent ce8622e9f3
commit a691f84386
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ozy zareo taminy hoe; "Naona zany Mosesy no mandidy anay hagnome taratasy fagnamarignam-pisaragna ary avy akeo hampody an'azy?" Ozy Izy tamin'reo
Ozy zareo taminy hoe; "Naona zany Mosesy no mandidy anay hagnome taratasy fagnamarignam-pisaragna ary avy akeo hampody an'azy?" Ozy Izy tamin'reo hoe: "Fa ny hamafisam-pognareo no namelan'i Mosesy anareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny volony de tsy zany no fomba. Lazaiko anareo, na iza na