diff --git a/09/14.txt b/09/14.txt index 97d11573..e5163513 100644 --- a/09/14.txt +++ b/09/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 Avy akeo nagnatogna an'azy ireo mpianatr'i Jaona ka nitare hoe: "Nagnino zahay sy reo fariseo no mifady hanina matetika, fa reo mpianatrao kosa tsy mba mifady?" \v 15 Ozy Jesosy tamin'jareo hoe: "Mety alaelo ma reo havan'ny mpampakatra, raha mbôla miaraka akeo amin'jareo ny mpampakatra? Fa ho avy ny andro hangalagna ny mpampakatra akeo amin'jareo, de amin'ze zareo vô hifady hanigna. \ No newline at end of file +\v 14 Avy akeo nagnatogna an'azy ireo mpianatr'i Jaona ka nitare hoe: "Nagnino zahay sy reo fariseo no mifady hanina matetika, fa ireo mpianatrao kosa tsy mba mifady?" \v 15 Ozy Jesosy tamin-jareo hoe: "Mety alaelo ma reo havan'ny mpampakatra, raha mbôla miaraka akeo amin-jareo ny mpampakatra? Fa ho avy ny andro hangalagna ny mpampakatra akeo amin-jareo, de ami'zay zareo vô hifady hanigna. \ No newline at end of file