diff --git a/21/01.txt b/21/01.txt index 670500a9..0bb64bb6 100644 --- a/21/01.txt +++ b/21/01.txt @@ -1 +1 @@ -Ra tonga nagnatona an'i Jerosalema Jesôsy sy ny mpianany ka nakao Betifaga, aigny an-tendromboitra Oliva, de nandefa mpianatra anankiroa Jesôsy, nilaza tamin-jareo hoe: "Mandeana akao am'ze voitra manaraka akao, fa eo no eo nareo de haita boriky mifatotra ary ny zana-boriky raika miaraka aminazy. Vahao izy reo ary ho ento aty miaraka Amina. Ra misy mitare an'nareo momba an'zany, de lazao hoe: 'Misy ilain'ny Tompo anazy reo, ary eo no eo zany ôla zany de handefa anazy reo miaraka am \ No newline at end of file +Ra tonga nagnatona an'i Jerosalema Jesôsy sy ny mpianany ka nakao Betifaga, aigny an-tendromboitra Oliva, de nandefa mpianatra anankiroa Jesôsy, nilaza tamin-jareo hoe: "Mandeana akao am'ze voitra manaraka akao, fa eo no eo nareo de haita boriky mifatotra ary ny zana-boriky raika miaraka aminazy. Vahao izy reo ary ho ento aty miaraka Amina. Ra misy mitare an'nareo momba an'zany, de lazao hoe: 'Misy ilain'ny Tompo anazy reo, ary eo no eo zany ôla zany de handefa anazy reo miaraka aminare \ No newline at end of file