auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-01 07:01:31 +08:00 committed by root
parent b82077e3b5
commit 93d5bfc860
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Regneso ty fanoharana hafa ty. Nisy leila raika,tompona tany. Nagnano tanimbôloboka izy, nofefeny zany, nandavahany famiazana tgakao agnatiny, nananganany tilikambo, ary nampanofainy tam'reo mpamboly vôloboka. Avy tgakeo de nankaigny amin'ny tanàna hafa izy. Nony ankeky ny taom-pavokarana, de nagniraka ny sasany
Regneso ty fanoharana hafa ty. Nisy leila raika,tompona tany. Nagnano tanimbôloboka izy, nofefeny zany, nandavahany famiazana tgakao agnatiny, nananganany tilikambo, ary nampanofainy tam'reo mpamboly vôloboka. Avy tgakeo de nankaigny amin'ny tanàna hafa izy. Nony ankeky ny taom-pavokarana, de nagniraka ny sasany tam'reo mpanompo izy ho aigny am'reo mpamboly vôloboka haka ny vôkatrany.

1
21/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
a nosamborin'reo mpamboly vôloboka