auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-28 12:03:44 +08:00 committed by root
parent e5781349ad
commit 92698674b9
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo Jesosy niala takeo ka niverigna taigny amin'ny faritanin'i Tyro sy Sidona. Indro, nisy vevavy Kananita raika avy am'zany faritra zany. Nagnantso mafy izy ary nitare hoe: "Mamindrà fo aminà, ry Tompo, Zanak'i Davida o! Ny zanako vavy de ampahorin'ny demonia mafy." Fa Jesosy tsy namaly teny an'azy. Nagnatogna reo mpianany ka nengavy tam'Azy, nagnano hoe: "Roaso izy, fa mitabataba mafy amintsika." \v 21 \v 22 \v 23 Avy akeo Jesosy niala takeo ka niverigna taigny amin'ny faritanin'i Tyro sy Sidona. Indro, nisy vevavy Kananita raika avy am'zany faritra zany. Nagnantso mafy izy ary nitare hoe: "Mamindrà fo aminà, ry Tompo, Zanak'i Davida o! Ny zanako vavy de ampahorin'ny demonia mafy." Fa Jesosy tsy namaly teny an'azy. Nagnatogna reo mpianany ka nengavy tam'Azy, nagnano hoe: "Roaso izy, fa mitabataba mafy amintsika."

View File

@ -1 +1 @@
Nagnantso reo mpianany mba hagnatogna an'Azy Jesosy ary nitare hoe: "Mangoraka reo vahôka Za, satria efa telo andro sady zareo no nipetraka niaraka tamina nefa tsy managna ho hanina. Tsy te handefa an'azy reo tsy mihinana Za, fa ndraindray mety ho toragna aigny an-dalàna aigny." Ozy reo mpianatra \v 32 \v 33 \v 34 \v 35 Nagnantso reo mpianany mba hagnatogna an'Azy Jesosy ary nitare hoe: "Mangoraka reo vahôka Za, satria efa telo andro sady zareo no nipetraka niaraka tamina nefa tsy managna ho hanina. Tsy te handefa an'azy reo tsy mihinana Za, fa ndraindray mety ho toragna aigny an-dalàna aigny." Ozy reo mpianatra