auto save
This commit is contained in:
parent
25cc06fbf8
commit
8fb8d53d5d
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 15 Fa nony natazagna ny ra-mahagaga nataony ny leiben'ny mpisorogna sy ny mpanora-dalàna, ary rafa reignin-jareo ny zaza madinika nikoroventsy tao an-tempoly hoe: "Hosana ho an'ny zanak'i Davida," de sosy mafy zareo; \v 16 Ozy zareo tamin'azy hoe: "Reigninareo va zany lazain'reo ôla reo?" Namaly an-jareo Jesosy hoe: "Eny! Fa tsy mbola novakinareo mitsy ve ny hoe: 'Avy amin'ny vavan'ny zaza madinika sy ny zaza minono no nandavorarinao ny fiderana?" \v 17 Av ekeo nandao anazy reo Jesôsy ka nande takaigny amin'ny tanànan'ny Betania ary nitôtra takao ny aligna.
|
||||
\v 15 Fa nony natazagna ny ra-mahagaga nataony ny leiben'ny mpisorogna sy ny mpanora-dalàna, ary rafa reignin-jareo ny zaza madinika nikoroventsy tao an-tempoly hoe: "Hosana ho an'ny zanak'i Davida," de sosy mafy zareo; \v 16 Ozy zareo tamin'azy hoe: "Reigninareo va zany lazain'reo ôla reo zany?" Namaly an'azy reo Jesosy hoe: "Iôny! Fa tsy mbôla novakinareo mitsy ve ny hoe: 'Avy amin'ny vavan'ny zaza madinika sy ny zaza minono no nandavorarinao ny fiderana?" \v 17 Av ekeo nandao anazy reo Jesôsy ka nande takaigny amin'ny tanànan'ny Betania ary nitôtra takao ny aligna.
|
Loading…
Reference in New Issue