auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 09:04:54 +08:00 committed by root
parent 0b882bc6bc
commit 8e33cb78a8

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Ôtran'zao no nitrangan'ny fahaterahan'i Jesosy Kristy. Ny reniny, Maria, de efa natôkana hanambady an'i Josefa, saingy talohan'ny nerahan-jareo, de tazana fa nitô-jaza avy tamin'ny Fanahy Masina.\v 19 Josefa, vadiny, de leila marina, no sady tsy te hanala baraka anazy ampabemaso. Ka nanapa-kevitra izy ny hamarana mangingina ny fifanekeny taminazy.
\v 18 Ôtran'zao no nitrangan'ny fahaterahan'i Jesosy Kristy. Ny reniny, Maria, de efa natokana hanambady an'i Josefa, saingy talhan'ny nerahan-jareo, de tazana fa nitô-jaza avy tamin'ny Fanahy Masina.\v 19 Josefa, vadiny, de leila marina, no sady tsy te hanala baraka anazy ampabemaso. Ka nanapa-kevitra izy ny hamarana mangingina ny fifanekeny taminazy.