auto save
This commit is contained in:
parent
8e04fe8113
commit
8df4594d76
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 28 Namaly an'Azy Petera ka nagnano hoe: "Tompo ra Enao io, de asaivo magnantona an'nao aigny ambony rano za." \v 29 Ozy Jesosy hoe: "Magnantôna". Ka de niala avy takao amin'ny sambokely Petera ary nande teo ambony rano mbô hagnantona an'i Jesosy. \v 30 Fa rafa natazagna rivotra Petera, de lasa natatra. Ra iny izy nanomboka nilentika iny, de niaika mafy izy sady nitaré hoe: "Tompo, vonjeo za."
|
||||
\v 28 Namaly an'Azy Petera ka nagnano hoe: "Tompo ra Enao io, de asaivo magnantona an'nao aigny ambony rano za." \v 29 Ozy Jesosy hoe: "Magnantona" ka de niala avy takao amin'ny sambokely Petera ary nande teo ambony rano mba hagnantona an'i Jesosy. \v 30 Fa rafa natazagna rivotra Petera, de lasa natatra. Ra iny izy nanomboka nilentika iny, de nikika mafy izy sady nitaré hoe: "Tompo, vonjeo za!"
|
Loading…
Reference in New Issue