diff --git a/18/12.txt b/18/12.txt index f9b222af..9aaf083f 100644 --- a/18/12.txt +++ b/18/12.txt @@ -1 +1 @@ -Ino no eritreritrareo? Ra misy magnana ondry zato, ka mankaigny amin'ny lalan-diso ny raika amin-jareo, de tsy handao ny sivy amby sivifolo akeo amin'ny tanety va izy ary ande hikaraka le raika ze nankaigny amin'ny lalan-diso? Ra hitany zany, de koraniko marina aminareo, fa miravoravo am'zany miôtra no reo sivy amby sivifolo ze tsy nankaigny amin'ny lalan-diso izy. Ötran'zany iany kô, tsy sitraky ny Rainareo aigny an-dagnitra \ No newline at end of file +\v 12 Ino no eritreritrareo? Ra misy magnana ondry zato, ka mankaigny amin'ny lalan-diso ny raika amin-jareo, de tsy handao ny sivy amby sivifolo akeo amin'ny tanety va izy ary ande hikaraka le raika ze nankaigny amin'ny lalan-diso?\v 13 Ra hitany zany, de koraniko marina aminareo, fa miravoravo am'zany miôtra no reo sivy amby sivifolo ze tsy nankaigny amin'ny lalan-diso izy.\v 14 Ötran'zany iany kô, tsy sitraky ny Rainareo aigny an-dagnitra ny hahavery ny raika amin'reo kely reo. \ No newline at end of file diff --git a/18/15.txt b/18/15.txt new file mode 100644 index 00000000..21033308 --- /dev/null +++ b/18/15.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ra manota amiinao ny ralanao, \ No newline at end of file