diff --git a/24/30.txt b/24/30.txt index 0bad577f..9412f50e 100644 --- a/24/30.txt +++ b/24/30.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31 A\v 30 vy akeo de hibôgna eigny amin'ny lagnitra ny famantarana ny Zanak'ôla, ary ny foko daôly ambnin'ny tany hisaona. hahatazagna ny Zanak'ôla tonga amin'ny rondron'ny lagnitra miaraka amin'ny hery sy voninahitra gedabe zareo. Andefa reo anjeliny Izy miaraka amin'ny feon'ny trompetra mafy ary hanangona ny ôlom-bôfidiny avy aigny amin'ny vazan-tany efatra zareo, manomboka amin'ny fara-vodilagnitra ka hatraigny amin'ny hafa. \ No newline at end of file +\v 30 Avy akeo de hibôgna eigny amin'ny lagnitra ny famantarana ny Zanak'ôla, ary ny foko daôly ambnin'ny tany hisaona. hahatazagna ny Zanak'ôla tonga amin'ny rondron'ny lagnitra miaraka amin'ny hery sy voninahitra gedabe zareo. \v 31 Andefa reo anjeliny Izy miaraka amin'ny feon'ny trompetra mafy ary hanangona ny ôlom-bôfidiny avy aigny amin'ny vazan-tany efatra zareo, manomboka amin'ny fara-vodilagnitra ka hatraigny amin'ny hafa. \ No newline at end of file diff --git a/24/32.txt b/24/32.txt index 6f96f538..55c3408a 100644 --- a/24/32.txt +++ b/24/32.txt @@ -1 +1 @@ -\v 32 \v 33 Mianara ny lesona avy amin'ny aviavy. Ra vô hitanareo matoy ny sampana ary mamôka ravina, de fantatrareo fa manakeiky ny favaratra. Salan'zany fôgna kô, ra matazagna an'zany ra daôly zany anareo, de tokony ho fantatrareo fa efa akeiky Izy. Akeo amin'ny vavahady mihitsy. \ No newline at end of file +\v 32 Mianara ny lesona avy amin'ny aviavy. Ra vô hitanareo matoy ny sampana ary mamôka ravina, de fantatrareo fa manakeiky ny favaratra. \v 33 Salan'zany fôgna kô, ra matazagna an'zany ra daôly zany anareo, de tokony ho fantatrareo fa efa akeiky Izy. Akeo amin'ny vavahady mihitsy. \ No newline at end of file diff --git a/24/34.txt b/24/34.txt index 25437c17..18164c85 100644 --- a/24/34.txt +++ b/24/34.txt @@ -1 +1 @@ -\v 34 \v 35 Lazaiko marina aminareo, fa tsy ho lany 'ty taranaka 'ty mandra-pibôgnan'zany daôly zany. Tsisy tsony ny lagnitra sy tany, fa ny teniko de tsy mba ho levona mandrakizay. \ No newline at end of file +\v 34 Lazaiko marina aminareo, fa tsy ho lany 'ty taranaka 'ty mandra-pibôgnan'zany daôly zany. \v 35 Tsisy tsony ny lagnitra sy tany, fa ny teniko de tsy mba ho levona mandrakizay. \ No newline at end of file diff --git a/24/37.txt b/24/37.txt index a377c410..99958a33 100644 --- a/24/37.txt +++ b/24/37.txt @@ -1 +1 @@ -\v 37 \v 38 \v 39 Salan'ny tamin'ny andron'i Noa, de ôtran'zany fôgna kô ny fiavian'ny Zanak'ôla. Fa salan'ny tamin'reo andro mialoan'ny safo-drany de nihinana sy nisotro zareo, nanam-bady sy nampakarina mandra-patonganle andro nidirana takao anatinle sambo fiara, ary tsy nafantatra na ino na ino ry zareo mandra-patongan'ny safo-drano ka nandringana an'azy daôly, de ôtran'zany ny fiaven'ny Zanak'ôla. \ No newline at end of file +\v 37 Salan'ny tamin'ny andron'i Noa, de ôtran'zany fôgna kô ny fiavian'ny Zanak'ôla. \v 38 Fa salan'ny tamin'reo andro mialoan'ny safo-drany de nihinana sy nisotro zareo, nanam-bady sy nampakarina mandra-patonganle andro nidirana takao anatinle sambo fiara, \v 39 ary tsy nafantatra na ino na ino ry zareo mandra-patongan'ny safo-drano ka nandringana an'azy daôly, de ôtran'zany ny fiaven'ny Zanak'ôla. \ No newline at end of file