auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-19 15:52:56 +08:00 committed by root
parent 7ddd89d1ea
commit 758d37f848
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nareo no siran'ny tany. Fa raha ny sira no tonga matsatso, amin'ny fomba manakôry no ampasira an'zany ndre? Tsy ho tsara na amin'ino na amin'ino ntsony zany fa harena sy ho kitsan'ny tongotr'ôla sisa. Nareo no fahazavan'zao tontonlo zao. Ny tanàna miorina akeo amin'ny havôgna de tsy azo asitrika ntsony.
\v 13 \v 14 Nareo no siran'ny tany. Fa raha ny sira no tonga matsatso, amin'ny fomba manakôry no ampasira an'zany ndre? Tsy ho tsara na amin'ino na amin'ino ntsony zany fa harena sy ho kitsan'ny tongotr'ôla sisa. Nareo no fahazavan'zao tontonlo zao. Ny tanàna miorina akeo amin'ny havôgna de tsy azo asitrika ntsony.

View File

@ -1 +1 @@
Tsisy ôla manpiretra jiro ka mametraka an'zany aigny ambany harogna, fa akeo amin'ny fitôran-jiro, ka manazava ny daôly akao an-trano zany. Ôka hazava akeo agnoloan'ny ôla ôtran'zany fomba zany ny fazavanareo mba ahitan'jareo ny asa tsara ataonareo ary ankalazany ny Rainareo ze aigny an-dagnitra.
\v 15 \v 16 Tsisy ôla manpiretra jiro ka mametraka an'zany aigny ambany harogna, fa akeo amin'ny fitôran-jiro, ka manazava ny daôly akao an-trano zany. Ôka hazava akeo agnoloan'ny ôla ôtran'zany fomba zany ny fazavanareo mba ahitan'jareo ny asa tsara ataonareo ary ankalazany ny Rainareo ze aigny an-dagnitra.

View File

@ -1 +1 @@
Aza mieritreritra hoe tonga handrava ny lalàna na reo mpaminagny Zà, fa hanatanteraka an'azy reo. Fa lazaiko marina aminareo fa mandra-pahalevon'ny lagnitra sy ny tany, de tsy ho fôgna
\v 17 \v 18 Aza mieritreritra hoe tonga handrava ny lalàna na reo mpaminagny Zà, fa hanatanteraka an'azy reo. Fa lazaiko marina aminareo fa mandra-pahalevon'ny lagnitra sy ny tany, de tsy ho fôgna