auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-21 07:15:19 +03:00 committed by root
parent e902b134e7
commit 7343be778c
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Le nafafy taigny amin'ny tsilo, io de ny ôla ze maregny ny teny, saingy ny fiahiahian'zao tontolo zao sy ny fitaky ny harena no mangeja ny teny, ary de lasa tsy mamoa izy. Le nafafy takeo amin'ny tany ary mahazo an'zany. Mamoa voankazo izy ary mahatonga
Le nafafy taigny amin'ny tsilo, io de ny ôla ze maregny ny teny, saingy ny fiahiahian'zao tontolo zao sy ny fitaky ny harena no mangeja ny teny, ary de lasa tsy mamoa izy. Le nafafy takeo amin'ny tany ary mahazo an'zany. Mamoa voankazo izy ary matonga ny voany raika, hagnome avo zato heny mihôtra ze nambolena, ny sasagny avo telopolo heny."

1
13/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Naneho fagnoharana raika hafa tamin-jareo Jesosy.