auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-08 21:02:48 +08:00 committed by root
parent 62ccf49fb6
commit 6fd8b34567
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Ary tafaran'ny fotôna ela de niverigna ny tompon'reo mpanompo reo ary nandamin-tabà tamin'jareo. \v 20 Niditra le mpanompo ze naray talenta dimy no sady nitondra talenta dimy hafa. Ozy izy hoe: "Tompoko, namenao talenta dimy hafa za.Indr" \v 21 Ozy ny tompony taminy hoe: "Tsara zany, ry mpanompo tsara sady matoky! Natoky tamin'ra vitsivitsy enao. Za ampendraikitra an'nao amin'ny ra betsaka. Midira amin'ny fifalian'ny tomponao."
\v 19 Ary tafaran'ny fotôna ela de niverigna ny tompon'reo mpanompo reo ary nandamin-tabà tamin'jareo. \v 20 Niditra le mpanompo ze naray talenta dimy no sady nitondra talenta dimy hafa. Ozy izy hoe: "Tompoko, namenao talenta dimy hafa za. Indro, nanatombo talenta dimy hafa KO za." \v 21 Ozy ny tompony taminy hoe: "Tsara zany, ry mpanompo tsara sady matoky! Natoky tamin'ra vitsivitsy enao. Za ampendraikitra an'nao amin'ny ra betsaka. Midira amin'ny fifalian'ny tomponao."