auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-26 09:02:53 +08:00 committed by root
parent 7893f0b8d2
commit 6f170ad74f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 Atôvy tsara ny hazo de hamoa tsara zany, na atôvy ratsy ny hazo de hamoa ratsy zany, fa fantatra amin'ny vôgny ny hazo.\v 34 Anareo taranaky ny menarena, satria ratsy fagna anareo, koa akôry no afanareo miteny ra tsara? Fa avy amin'ny haben'ny akao am-po no itenenan'ny vavany. \v 35 Ny ôla tsara avy amin'ny harena tsara akao am-pony de mamokatra ze tsara, ary ny olon-dratsy avy amin'ny harena ratsy akao am-pony de mamokatra ze ratsy.
\v 33 Karakarao tsara ny hazo de hamoa tsara zany, na atôvy ratsy ny fikarakaranany hazo de hamoa ratsy zany, fa fantatra amin'ny vôgny ny hazo.\v 34 Anareo taranaky ny menarena, satria ratsy fagna anareo, koa akôry no afanareo miteny ra tsara? Fa avy amin'ny haben'ny akao am-po no itenenan'ny vavany. \v 35 Ny ôla tsara avy amin'ny harena tsara akao am-pony de mamokatra ze tsara, ary ny olon-dratsy avy amin'ny harena ratsy akao am-pony de mamokatra ze ratsy.