From 6ee3b9e707391866f023bdf0f18e1ed102d5cda9 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Fri, 8 Nov 2019 22:13:51 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 09/35.txt | 2 +- 09/37.txt | 2 +- 2 files changed, 2 insertions(+), 2 deletions(-) diff --git a/09/35.txt b/09/35.txt index 553061fb..54ed6f02 100644 --- a/09/35.txt +++ b/09/35.txt @@ -1 +1 @@ -Nande nitety reo renivotra sy reo voitra rehetra Jesosy. Nanoy nampianatra teigny amin'reo synagogan'jareo Izy, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana, ary nagnasitrana reo karazan'aretigna daoly sy reo karazana fararigna rehetra. Rafa naita reo vaoka Izy, de nagnana fangoram-po tamin'reo, satria nisalasala sy kivy zareo. Otrany ny ondry tsy misy mpiandry zareo. \ No newline at end of file +\v 35 \v 36 Nande nitety reo renivotra sy reo voitra rehetra Jesosy. Nanoy nampianatra teigny amin'reo synagogan'jareo Izy, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana, ary nagnasitrana reo karazan'aretigna daoly sy reo karazana fararigna rehetra. Rafa naita reo vaoka Izy, de nagnana fangoram-po tamin'reo, satria nisalasala sy kivy zareo. Otrany ny ondry tsy misy mpiandry zareo. \ No newline at end of file diff --git a/09/37.txt b/09/37.txt index dab646c3..6168c64b 100644 --- a/09/37.txt +++ b/09/37.txt @@ -1 +1 @@ -De ozy izy tamin'reo mpianany hoe: "Betsaka ny vokatra, fa reo mpiasa no vitsy. Nony zany mivavaha malaky amin'ny Tompon'ny vokatra, mba andefasany mpiasa akeigny amin'ny vokatra." \ No newline at end of file +\v 37 \v 38 De ozy izy tamin'reo mpianany hoe: "Betsaka ny vokatra, fa reo mpiasa no vitsy. Nony zany mivavaha malaky amin'ny Tompon'ny vokatra, mba andefasany mpiasa akeigny amin'ny vokatra." \ No newline at end of file