auto save
This commit is contained in:
parent
09408202b2
commit
6ee3b9e707
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nande nitety reo renivotra sy reo voitra rehetra Jesosy. Nanoy nampianatra teigny amin'reo synagogan'jareo Izy, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana, ary nagnasitrana reo karazan'aretigna daoly sy reo karazana fararigna rehetra. Rafa naita reo vaoka Izy, de nagnana fangoram-po tamin'reo, satria nisalasala sy kivy zareo. Otrany ny ondry tsy misy mpiandry zareo.
|
||||
\v 35 \v 36 Nande nitety reo renivotra sy reo voitra rehetra Jesosy. Nanoy nampianatra teigny amin'reo synagogan'jareo Izy, nitory ny filazantsaran'ny fanjakana, ary nagnasitrana reo karazan'aretigna daoly sy reo karazana fararigna rehetra. Rafa naita reo vaoka Izy, de nagnana fangoram-po tamin'reo, satria nisalasala sy kivy zareo. Otrany ny ondry tsy misy mpiandry zareo.
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
De ozy izy tamin'reo mpianany hoe: "Betsaka ny vokatra, fa reo mpiasa no vitsy. Nony zany mivavaha malaky amin'ny Tompon'ny vokatra, mba andefasany mpiasa akeigny amin'ny vokatra."
|
||||
\v 37 \v 38 De ozy izy tamin'reo mpianany hoe: "Betsaka ny vokatra, fa reo mpiasa no vitsy. Nony zany mivavaha malaky amin'ny Tompon'ny vokatra, mba andefasany mpiasa akeigny amin'ny vokatra."
|
Loading…
Reference in New Issue