auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 13:52:57 +08:00 committed by root
parent bca35efa1a
commit 6ddbc0a31a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Avy akeo nagnatogna an'azy ireo mpianatr'i Jaona ka niteny hoe: "Naôgna zay sy reo fariseo no mifady hanigna matetika, fa reo mpianatrao kosa tsy mba mifady?" \v 15 Ozy Jesosy tamin'jareo hoe: "Mety alaelo ma reo havan'ny mpampakatra, raha mbôla miaraka akeo amin'jareo ny mpampakatra? Fa ho avy ny andro hangalagna ny mpampakatra akeo amin'jareo, de amin'ze zareo vô hifady hanigna.
\v 14 Avy akeo nagnatogna an'azy ireo mpianatr'i Jaona ka nitare hoe: "Nagnino zahay sy reo fariseo no mifady hanina matetika, fa reo mpianatrao kosa tsy mba mifady?" \v 15 Ozy Jesosy tamin'jareo hoe: "Mety alaelo ma reo havan'ny mpampakatra, raha mbôla miaraka akeo amin'jareo ny mpampakatra? Fa ho avy ny andro hangalagna ny mpampakatra akeo amin'jareo, de amin'ze zareo vô hifady hanigna.