From 6d2c7da52480de8e53677aa9e250ab5af8e810fb Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Tue, 17 Dec 2019 11:36:14 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 09/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/09/03.txt b/09/03.txt index c50c2448..ead0badb 100644 --- a/09/03.txt +++ b/09/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Tamy, ny sasagny tamin'reo mpanora-dalana neteny tao am-po hoe: "Miteny ratsy io leila io." \v 4 Fantatr'i Jesosy ny eritrerin'jareo ary niteny hoe: "Naôgna nareo no mieritreri-dratsy akao am-pognareo? \v 5 Fa iza no moramora koko no miteny an'azy hoe: 'Vôvela ny helokao,' sa ny meteny hoe: "mitsangana ka mandeana?' \v 6 Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'ôla de magnana faefagna hamela eloka eto ambonin'ny tany,....' ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangana, batao ny fandrenanao, ary mandeana any an-tranonao." \ No newline at end of file +\v 3 Indro, ny sasany tam'ireo mpanora-dalàna nagnano anakampo hoe: "Miteny ratsy io leila io." \v 4 Fantatr'i Jesosy ny eritrerin'jareo ary niteny hoe: "Naôgna nareo no mieritreri-dratsy akao am-pognareo? \v 5 Fa iza no moramora koko no miteny an'azy hoe: 'Vôvela ny helokao,' sa ny meteny hoe: "mitsangana ka mandeana?' \v 6 Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'ôla de magnana faefagna hamela eloka eto ambonin'ny tany,....' ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangana, batao ny fandrenanao, ary mandeana any an-tranonao." \ No newline at end of file