auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-12 07:54:38 +08:00 committed by root
parent b66e97c024
commit 6d1c1a2148
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo nitare tamin'reo mpanompony izy hoe: 'Efa vonona ny fampakaram-bady, fa reo ze nasaina no tsy mendrika. No zany mandeana egny sampagnan-dalambe ary magnatsova ôla betsaka araka ze tazagnareo ho akao amin'ny lanonam-pampakaram-bady.' Nande nivôka taigny amin'ny lalam-be reo mpanompo ary nanambatra ny ôla daôly ze tazan'jareo,
Avy akeo nitare tamin'reo mpanompony izy hoe: 'Efa vonona ny fampakaram-bady, fa reo ze nasaina no tsy mendrika. No zany mandeana egny sampagnan-dalambe ary magnatsova ôla betsaka araka ze tazagnareo ho akao amin'ny lanonam-pampakaram-bady.' Nande nivôka taigny amin'ny lalam-be reo mpanompo ary nanambatra ny ôla daôly ze tazan'jareo, na ny tsara na ny ratsy