diff --git a/08/11.txt b/08/11.txt index 5ba113ae..2c6655fb 100644 --- a/08/11.txt +++ b/08/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 Lazaiko aminareo, fa maro ny avy aigny antsinana sy ny avy aigny andrefana no ho avy,ary zareo de hipetraka akeo an-databatra miaraka amin'i Abrahama,Isaka ary Jakoba, any amin'ny fanjakan'ny lagnitra.\v 12 Fa reo zanaky ny fanjakana de hatsipy akaigny avelan'ny aizigna lavitra akaigny, ze hisy fitômaniana sy fikatroha-nisy." \v 13 Ozy Jesôsy tam'le kapiteny hoe: "Mandihana! Araka ny hinônao, de ôka zany ho atao ho an'nao." Ary de sitragna tam'zany lera zany mihintsy le mpanompo. \ No newline at end of file +\v 11 Lazaiko aminareo, fa maro ny avy aigny antsinana sy ny avy aigny andrefana no ho avy,ary zareo de hipetraka akeo an-databatra miaraka amin'i Abrahama,Isaka ary Jakoba, any amin'ny fanjakan'ny lagnitra.\v 12 Fa reo zanaky ny fanjakana de hatsipy akaigny avelan'ny aizigna lavitra aigny, ze hisy fitômaniana sy fikatroha-nisy." \v 13 Ozy Jesôsy tam'le kapiteny hoe: "Mandihana! Araka ny hinônao, de ôka zany ho atao ho an'nao." Ary de sitragna tam'zany lera zany mihintsy le mpanompo. \ No newline at end of file