auto save
This commit is contained in:
parent
e8c2fcd4e6
commit
67f5646c81
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 11 Lazaiko aminareo, fa maro ny avy aigny antsinana sy ny avy aigny andrefana no ho avy,ary zareo de hipetraka akeo an-databatra miaraka amin'i Abrahama,Isaka ary Jakoba, any amin'ny fanjakan'ny lagnitra.\v 12 Fa reo zanaky ny fanjakana de hatsipy akaigny avelan'ny aizigna lavitra akaigny, ze hisy fitômaniana sy fikatroha-nisy." \v 13 Ozy Jesôsy tam'le kapiteny hoe: "Mandihana! Araka ny hinônao, de ôka zany ho atao ho an'nao." Ary de sitragna tam'zany lera zany mihintsy le mpanompo.
|
||||
\v 11 Lazaiko aminareo, fa maro ny avy aigny antsinana sy ny avy aigny andrefana no ho avy,ary zareo de hipetraka akeo an-databatra miaraka amin'i Abrahama,Isaka ary Jakoba, any amin'ny fanjakan'ny lagnitra.\v 12 Fa reo zanaky ny fanjakana de hatsipy akaigny avelan'ny aizigna lavitra aigny, ze hisy fitômaniana sy fikatroha-nisy." \v 13 Ozy Jesôsy tam'le kapiteny hoe: "Mandihana! Araka ny hinônao, de ôka zany ho atao ho an'nao." Ary de sitragna tam'zany lera zany mihintsy le mpanompo.
|
Loading…
Reference in New Issue