diff --git a/17/24.txt b/17/24.txt index beba57ca..397fc3b1 100644 --- a/17/24.txt +++ b/17/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 Rafa tonga taigny Kapernaomy zareo, de nankeo amin'i Petera reo leila ze nanangona ny hetra atsasaky ny sekely ary nitare hoe: " Tsy mandoa ny hetra atsasaky ny sekely ma ny mpampianatrareo?" \v 25 Hoy izy hoe: "Eny." Fa rafa niditra akao an-trano Petera, de Jesosy aloha no niresaka taminy ka nagnano hoe: "Ino no eritreritrao, ry Simona? Ireo mpanjaka aketo an-tany, avy amin'iza no andraisan'jareo hetra na hetran'ôla? Avy amin'reo vaôkany ma sa avy amin'reo vahiny?" \ No newline at end of file +\v 24 Rafa tonga taigny Kapernaomy zareo, de nankeo amin'i Petera reo leila ze nanangona ny hetra atsasaky ny sekely ary nitare hoe: " Tsy mandô ny hetra atsasaky ny sekely ma ny mpampianatrareo?" \v 25 Ozy izy hoe: "Iôny." Fa rafa niditra takao an-drano Petera, de Jesosy aloha no nikoragna taminazy ka nagnano hoe: "Ino no eritreritrao, ry Simona? Ireo mpanjaka eto an-tany, avy amin'iza no andraisan'jareo hetra na hetran'ôla? Avy amin'reo vaôkany ma sa avy amin'reo vahiny?" \ No newline at end of file