auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 16:47:21 +08:00 committed by root
parent c88aa4fc0a
commit 659f0fa12f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 Rafa tonga taigny Kapernaomy zareo, de nankeo amin'i Petera reo leila ze nanangona ny hetra atsasaky ny sekely ary nitare hoe: " Tsy mandoa ny hetra atsasaky ny sekely ma ny mpampianatrareo?" \v 25 Hoy izy hoe: "Eny." Fa rafa niditra akao an-trano Petera, de Jesosy aloha no niresaka taminy ka nagnano hoe: "Ino no eritreritrao, ry Simona? Ireo mpanjaka aketo an-tany, avy amin'iza no andraisan'jareo hetra na hetran'ôla? Avy amin'reo vaôkany ma sa avy amin'reo vahiny?"
\v 24 Rafa tonga taigny Kapernaomy zareo, de nankeo amin'i Petera reo leila ze nanangona ny hetra atsasaky ny sekely ary nitare hoe: " Tsy mandô ny hetra atsasaky ny sekely ma ny mpampianatrareo?" \v 25 Ozy izy hoe: "Iôny." Fa rafa niditra takao an-drano Petera, de Jesosy aloha no nikoragna taminazy ka nagnano hoe: "Ino no eritreritrao, ry Simona? Ireo mpanjaka eto an-tany, avy amin'iza no andraisan'jareo hetra na hetran'ôla? Avy amin'reo vaôkany ma sa avy amin'reo vahiny?"