auto save
This commit is contained in:
parent
7284fbafd6
commit
616d87527a
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Avekeo nitsôfika takao an-tempoly Jesôsy. Noroasiny daôly reo mpividy sy mpivarotra tgakao an-tempoly, ary naokany ny latabatr'reo mpanakalo vola sy ny fitôran'reo mpivarotra voromelala. Ozy Izy tamin-jareo hoe: "Efa vôsoratra hoe: 'Ny tranoko de ho kaina
|
||||
Avekeo nitsôfika takao an-tempoly Jesôsy. Noroasiny daôly reo mpividy sy mpivarotra tgakao an-tempoly, ary naokany ny latabatr'reo mpanakalo vola sy ny fitôran'reo mpivarotra voromelala. Ozy Izy tamin-jareo hoe: "Efa vôsoratra hoe: 'Ny tranoko de ho kaina hoe trano fivavahana, kanefa ataonareo efitra fieren'ny jiolahy." Nony avy takeo de nisy jamba sy mandringa nagnatona Anazy takao an-tempoly,
|
Loading…
Reference in New Issue