auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-28 03:23:03 +08:00 committed by root
parent c746331b89
commit 5fd54ad2e5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Namaly le kapiteny ary nagnano hoe: "Tompo,tsy mendrika ana ny tokony hitsofônao ao ambany tafon-tranoko. Fa za iany kô de leila ze napetraka takao ambany fahefana,ary magnana miaramila ze feheziko aho za. Mitare amin'ny anankiray za hoe: 'Mandehana', de mande izy, ary amin'ny hafa raika hoe: Namaly le kapiteny ary nagnano hoe: "Tompo,tsy mendrika ana ny tokony hitsofônao ao ambany tafon-tranoko. Fa za iany kô de leila ze napetraka takao ambany fahefana,ary magnana miaramila ze feheziko aho za. Mitare amin'ny anankiray za hoe: 'Mandehana', de mande izy, ary amin'ny hafa raika hoe: 'Avia', de magnatona izy,ary amin'ny mpanompoko hoe: "Atôvy zao, de magnano an'zany izy