diff --git a/09/03.txt b/09/03.txt index 1cce85ac..ab82959c 100644 --- a/09/03.txt +++ b/09/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 Indro, ny sasagny tamin'ireo mpanora-dalàna nagnano anakampo hoe: "Mitar ratsy io leila io." \v 4 Fantatr'i Jesosy ny eritrerin-jareo ary nitare hoe: "Nagnino anareo no mieritreri-dratsy akao am-pognareo? \v 5 Fa iza no moramora koko no miteny an'azy hoe: 'Vôvela ny helokao,' sa ny meteny hoe: "mitsangana ka mandeana?' \v 6 Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'ôla de magnana faefagna hamela eloka eto ambonin'ny tany,....' ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangana, batao ny fandrenanao, ary mandeana any an-tranonao." \ No newline at end of file +\v 3 Indro, ny sasagny tamin'ireo mpanora-dalàna nagnano anakampo hoe: "Mitar ratsy io leila io." \v 4 Fantatr'i Jesosy ny eritrerin-jareo ary nitare hoe: "Nagnino anareo no mieritreri-dratsy akao am-pognareo? \v 5 Fa iza no moramora koko ny miteny an'azy hoe: 'Vôvela ny helokao,' sa ny meteny hoe: "mitsangana ka mandeana?' \v 6 Fa mba ho fatatrareo fa ny zanak'ôla de magnana faefagna hamela eloka eto ambonin'ny tany,....' ozy Izy tamin'le mararin'ny paralisisa hoe: "Mitsangana, batao ny fandrenanao, ary mandeana any an-tranonao." \ No newline at end of file