auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-01 06:58:03 +08:00 committed by root
parent c2936723b7
commit 5bcdbea11f
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Iza tamin-jareo zanany lahy rôy reo no nagnano ny sitrapon'ny rainy?" Ary ozy zareo hoe: "Le vôloany." Jesôsy nitare anazy reo: "Lazaiko marina aminareo, reo mpamory hetra sy reo mpivaro-tegna de hiditra ny Fanjakan'Andriamanitra aloanareo. Fa Jaona nagnatona tamin'ny fahamarinana, fa tsy nino anazy nareo. Fa reo mpamory hetra sy mpivaro-tegna nino anazy. Fa nareo, na de natazana an'zany aza, de tsy nibebaka sy tsy
Iza tamin-jareo zanany lahy rôy reo no nagnano ny sitrapon'ny rainy?" Ary ozy zareo hoe: "Le vôloany." Jesôsy nitare anazy reo: "Lazaiko marina aminareo, reo mpamory hetra sy reo mpivaro-tegna de hiditra ny Fanjakan'Andriamanitra aloanareo. Fa Jaona nagnatona tamin'ny fahamarinana, fa tsy nino anazy nareo. Fa reo mpamory hetra sy mpivaro-tegna nino anazy. Fa nareo, na de natazana an'zany aza, de tsy nibebaka sy tsy nino.

1
21/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Regneso ty fanoharana hafa ty. Nisy leila raika,tompona tany. Nagnano tanimbôloboka izy, nofefeny zany, nandavahany famizana