From 43af1f23481f0cc58f633ce5641bf52f99de7f34 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Sun, 23 Feb 2020 11:39:06 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 12/43.txt | 2 +- 12/46.txt | 2 +- 12/48.txt | 2 +- 3 files changed, 3 insertions(+), 3 deletions(-) diff --git a/12/43.txt b/12/43.txt index 5ba8795c..9ff81867 100644 --- a/12/43.txt +++ b/12/43.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa nisy fagna ratsy niala takao amin'ny leila raika, de mandalo tagny karakaina izy ary mitady fitsaharana, nefa tsy maita izany. Zany de milaza hoe: "Hiverigna aigny amin'ny tranoko ze nihaviako za." Ary nony tonga, de naita fa vôfafa ny trano ary nilamina. Avy akeo de nandr zany ary nitondra fagna ratsy fito niaraka taminy ze ratsy miotra an'azy, ka niditra nipetraka takao izy daôly. Avy akeo niha-ratsy noho ny vôlôny ny fiafaran'zany leila zany. Ary ho salan'zany kô ny amin'ity taranaka ratsy fagna ity.e \ No newline at end of file +\v 43 \v 44 \v 45 Rafa nisy fagna ratsy niala takao amin'ny leila raika, de mandalo tagny karakaina izy ary mitady fitsaharana, nefa tsy maita izany. Zany de milaza hoe: "Hiverigna aigny amin'ny tranoko ze nihaviako za." Ary nony tonga, de naita fa vôfafa ny trano ary nilamina. Avy akeo de nandr zany ary nitondra fagna ratsy fito niaraka taminy ze ratsy miotra an'azy, ka niditra nipetraka takao izy daôly. Avy akeo niha-ratsy noho ny vôlôny ny fiafaran'zany leila zany. Ary ho salan'zany kô ny amin'ity taranaka ratsy fagna ity.e \ No newline at end of file diff --git a/12/46.txt b/12/46.txt index f83b3e67..bfbce167 100644 --- a/12/46.txt +++ b/12/46.txt @@ -1 +1 @@ -Raha mbola niteny tamin'reo vahôka Jesosy, de indreo, ny reniny sy reo rahalàny nijoro taigny ivelany, nitady hiresaka aminy. Nisy ôla raika niteny taminy hoe: "Jereo, ny reninao sy reo rahalànao mijoro akao ivelany, mitady iresaka aminao." \ No newline at end of file +\v 46 \v 47 Raha mbola niteny tamin'reo vahôka Jesosy, de indreo, ny reniny sy reo rahalàny nijoro taigny ivelany, nitady hiresaka aminy. Nisy ôla raika niteny taminy hoe: "Jereo, ny reninao sy reo rahalànao mijoro akao ivelany, mitady iresaka aminao." \ No newline at end of file diff --git a/12/48.txt b/12/48.txt index 6bebda3a..5b0ade78 100644 --- a/12/48.txt +++ b/12/48.txt @@ -1 +1 @@ -Fa namaly Jesosy ary nitare tamin'le niteny an'Azy hoe, "Iza no reniko ary iza reo rahalàlo?" avy akeo nahijiny tamin'reo mpianany ny tanany ary nitare hoe: "Jereo, indreto nny renikoo sy reo rahalàko! Fa ze magnano ny sitrapi \ No newline at end of file +\v 48 \v 49 \v 50 Fa namaly Jesosy ary nitare tamin'le niteny an'Azy hoe, "Iza no reniko ary iza reo rahalàlo?" avy akeo nahijiny tamin'reo mpianany ny tanany ary nitare hoe: "Jereo, indreto nny renikoo sy reo rahalàko! Fa ze magnano ny sitrapon'ny Raiko ze aigny an-dagnitra, de ze ôla zany no rahalàko, sy ny anabaviko, ar \ No newline at end of file