diff --git a/19/25.txt b/19/25.txt index b7469155..0041efd9 100644 --- a/19/25.txt +++ b/19/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 \v 26 \v 27 Rafa naeno zany reo mpianatra, de tegna gaga tokoa ka nitare heo: "Iza ary zany no afaka ho vonjegna?" Nijery an'jareo Jesosy ary nitare hoe: "Amin'ny ola de tsy hay atao zany, fa amin'Andriamanitra ny ra-daoly de azo atao." Avy eo Petera namaly ary nitare hoe: "Tamy, navelanay ny ra-daoly ary nagnaraka Ano zany. Ino ary no ho azonay?" \ No newline at end of file +Ra\v 25 fa naeno zany reo mpianatra, de tegna gaga tokoa ka nitare heo: "Iza ary zany no afaka ho vonjegna?" \v 26 Nijery an'jareo Jesosy ary nitare hoe: "Amin'ny ola de tsy hay atao zany, fa amin'Andriamanitra ny ra-daoly de azo atao." \v 27 Avy eo Petera namaly ary nitare hoe: "Tamy, navelanay ny ra-daoly ary nagnaraka Ano zany. Ino ary no ho azonay?" \ No newline at end of file