auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-18 20:20:04 +08:00 committed by root
parent b10679e7ae
commit 3a53f7ef3a
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary ra vô afaka Ary ra vô afaka ny fahoriana amin'reo andro reo de ho maizigna ny masoandro, tsy hagnome ny hazavagna ny volana, hilatsaka avy aigny an-dagnitra ny kintana, ary hiozongozogna ny herin'ny lagnitra.

1
24/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy akeo de hibôgna eigny amin'ny lagnitra ny famantarana ny Zanak'ôla, ary ny foko daôly ambnin'ny tany hisaona. hahatazagna ny zanak'ôla tonga