diff --git a/04/05.txt b/04/05.txt index 1f75ff8b..7b50a56f 100644 --- a/04/05.txt +++ b/04/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Avy akeo ny devoly nitondra an'Azy taigny an-tanàna masina ka nametraka an'Azy teo amin'ny faratampon'ny tempoly. \v 6 Ary nitaré tamin'Azy hoe: "Ra zanak'Andriamanitra Enao de milavô aigny ampidina ankeigny fa vôsoratra hoe: "Izy handidy 'reo anjeliny hiaro an'nao sy hanandratra Anao akeo amin'ny tagnan-jareo ka tsy ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao. \ No newline at end of file +\v 5 Avy akeo ny devoly nitondra an'Azy taigny an-tanàna masina ka nametraka an'Azy teo amin'ny faratampon'ny tempoly. \v 6 Ary nitaré tamin'Azy hoe: "Ra zanak'Andriamanitra Enao de milavô aigny ambany aigny fa vôsoratra hoe: "Izy handidy 'reo anjeliny hiaro annao sy hanandratra Anao akeo amin'ny tagnan-jareo ka tsy ho tafintohina amin'ny vato ny tongotrao. \ No newline at end of file