diff --git a/09/01.txt b/09/01.txt index e9e5a545..889ef045 100644 --- a/09/01.txt +++ b/09/01.txt @@ -1 +1 @@ -Niditra takao an-tsambokely Jesosy, nipita, ary tonga takao amin'ny tananany. Teo, nisy leila mararin' ny paralysis natory teo am-pandreigna ndesin'jareo teo Aminy. Rafa naita ny finon'jareo, de ozy Jesosy tamin'le leila mararin'ny paralesisa hoe: "Anaka, oka enao hifaly. Efa vovela ny elokao." \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 Niditra takao an-tsambokely Jesosy, nipita, ary tonga takao amin'ny tananany. Teo, nisy leila mararin' ny paralysis natory teo am-pandreigna ndesin'jareo teo Aminy. Rafa naita ny finon'jareo, de ozy Jesosy tamin'le leila mararin'ny paralesisa hoe: "Anaka, oka enao hifaly. Efa vovela ny elokao." \ No newline at end of file diff --git a/09/23.txt b/09/23.txt index 0491fac0..694afa73 100644 --- a/09/23.txt +++ b/09/23.txt @@ -1 +1 @@ -Rafa tonga teigny amin'ny tranon'le magnam-paefagna Jesosy, de naita reo mpitsoka sodigna sy reo vaoka nitabataba be Izy. De ozy Izy hoe: "Mandeana, fa tsy maty le zazavavy, fa matory izy." Fa niome Azy tamin'ny fagnesoana zareo. \ No newline at end of file +\v 23 \v 24 Rafa tonga teigny amin'ny tranon'le magnam-paefagna Jesosy, de naita reo mpitsoka sodigna sy reo vaoka nitabataba be Izy. De ozy Izy hoe: "Mandeana, fa tsy maty le zazavavy, fa matory izy." Fa niome Azy tamin'ny fagnesoana zareo. \ No newline at end of file