auto save
This commit is contained in:
parent
96f09de4c1
commit
3357dc8ca2
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 13 \v 14 \v 15 Rafa lasa zareo, de nisy anjelin'ny Tompo nibôgna tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy ary nitare hoe: "Mifoaza, ndeso ny zaza sy ny reniny, ary milefasa aigny Egypta. Mipetra aigny mandra-pilazako aminao, fa i Heroda de mitady le zaza mba hamonoana an'azy." Ny alin'iny Josefa de nifô ary nitondra ny zaza sy ny reniny ka nankegy Egypta. Nipetra taigny izy mandra-pafatin'i Heroda. Zany de nanantateraka ze nambaran'ny Tompo tamin'ny alalan'ny mpaminagny hoe: "Nantoiko hiala taigny Egypta ny zanako."
|
||||
\v 13 Rafa lasa zareo, de nisy anjelin'ny Tompo nibôgna tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy ary nitare hoe: "Mifoaza, ndeso ny zaza sy ny reniny, ary milefasa aigny Egypta. Mipetra aigny mandra-pilazako aminao, fa i Heroda de mitady le zaza mba hamonoana an'azy." \v 14 Ny alin'iny Josefa de nifô ary nitondra ny zaza sy ny reniny ka nankegny Egypta. Nipetra taigny izy mandra-pafatin'i Heroda. \v 15 Zany de nanantateraka ze nambaran'ny Tompo tamin'ny alalan'ny mpaminagny hoe: "Nantoiko hiala taigny Egypta ny zanako."
|
Loading…
Reference in New Issue