diff --git a/21/35.txt b/21/35.txt index ccb3e5da..59371552 100644 --- a/21/35.txt +++ b/21/35.txt @@ -1 +1 @@ -\v 35 Fa nosamborin'reo mpamboly vôloboka reo mpanompony, notarôny ny raika, novonoiny ny hafa, de mbôla notorahana vato ny hafa. \v 36 Ary mbôla, nandefa mpanompo hafa ndre le tompo-tany, maro no ny tamin'ny vôloany, fa nataon-jareo ôtran'zany kô.\v 37 Tafaran'zany, de naniraka ny zanany lahitokana takaigny am'reo ny tompon-tany,nilaza hoe: 'Hanaja ny zanako zareo.' \ No newline at end of file +\v 35 Fa nosamborin'reo mpamboly vôloboka reo mpanompony, notarôny ny raika, novonoiny ny hafa, de mbôla notorahana vato ny hafa. \v 36 Ary mbôla, nandefa mpanompo hafa ndre le tompo-tany, maro no ny tamin'ny vôloany, fa nataon-jareo salan'zany iany kô.\v 37 Tafaran'zany, de naniraka ny zanany lahitokana takaigny am'reo ny tompon-tany,nilaza hoe: 'Hanaja ny zanako zareo.' \ No newline at end of file