auto save
This commit is contained in:
parent
39a0a36d53
commit
2ccf6e3ba7
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Ary Jesosy rafa takao Betania akao an-tranon'i Simona boka, raha nipetraka nignana takeo amin'ny latabatra, de nisy vevavy raika nagnana tavoara alabastara feno menaka lafo vidy nagnatogna an'Azy, de nagnidigna izany tamin'ny lôny. Fa rafa hitan'reo mpianany zany, de tezitra izy reo ka nagnano hoe: "Ino no anton'zao fandaniana zao? Afaka namidy lafo ary nomegna reo ma
|
||||
Ary Jesosy rafa takao Betania akao an-tranon'i Simona boka, raha nipetraka nignana takeo amin'ny latabatra, de nisy vevavy raika nagnana tavoara alabastara feno menaka lafo vidy nagnatogna an'Azy, de nagnidigna izany tamin'ny lôny. Fa rafa hitan'reo mpianany zany, de tezitra izy reo ka nagnano hoe: "Ino no anton'zao fandaniana zao? Afaka namidy lafo ary nomegna reo mahantra io."
|
Loading…
Reference in New Issue