auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-29 20:40:33 +08:00 committed by root
parent 5baea32dc2
commit 2a8a59f528
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Tam'zany fotôna zany iany kô de tonga takeo amin'i Jesôsy reo mpianany ary nitare hoe: "Iza no lebe ndrindra any amin'ny fanjakan'ny lagnitra?" Jesôsy nagnantso za kely hankeo Aminazy, nametraka anazy takeo amin-jareo, ary nitare hoe: "Koraniko marina aminareo
\v 1 Tam'zany fotôna zany iany kô de tonga takeo amin'i Jesôsy reo mpianany ary nitare hoe: "Iza no lebe ndrindra any amin'ny fanjakan'ny lagnitra?" \v 2 Jesôsy nagnantso za kely hankeo Aminazy, nametraka anazy takeo amin-jareo,\v 3 ary nitare hoe: "Koraniko marina aminareo, fa ra tsy miova ôtran'ireo zaza kely reo nareo, de tsy hisy hevitra ny hitsofônareo aigny amin'ny fanjakan'ny lagnitra.

1
18/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
No zany, n'iza n'iza manetry tena ôtran'ty zaza kely ty